2. Koa nihetsika Ibonia tao anatin’ny afo mivaivay, ka nifololotra ny varatra nisarika ny zaza; ary avy nitomboka azy ny rambondanitra ary nikotrokotroka ny vato, nivadika ny tany (§ 75) – Tehdy se Ibonia třásl ve žhavém ohni. Zaburácel hrom a do dítěte uhodil blesk; zasáhla jej smrš; skály hromovali; země se jediným rázem převrátila.